<-
->

Eks 8:12 And Moses and Aaron went out from Pharaoh: and Moses cried unto the Lord because of the frogs which he had brought against Pharaoh. Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' i Arona hoe; Ahinjiro ny tehinao, ka kapohy ny vovo-tany, dia ho tonga moka eran' ny tany Egypta rehetra izany. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Lazao an' i Aarona hoe: Ahinjiro ny tehinao, ka kapohy ny vovo-tany, fa hanjary moka eran' ny tany Ejipta ireny. Yahvé dit à Moïse : " Dis à Aaron : Étends ton bâton et frappe la poussière du sol, et elle se changera en moustiques dans tout le pays d'Égypte. "