<-
->

Eks 8:15 But when Pharaoh saw that there was respite, he hardened his heart, and hearkened not unto them; as the Lord had said. Dia hoy ny ombiasy tamin' i Farao: Rantsan-tànan' Andriamanitra ity; nefa nihamafy ny fon' i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain' i Jehovah. Fa hoy ny mpanao ody tamin' i Faraona: Rantsan-tànan' Andriamanitra izany. Ary nihamafy anefa ny fon' i Faraona ka tsy nihaino azy ireo izy, araka ny efa voalazan' ny Tompo. Les magiciens dirent à Pharaon : " C' est le doigt de Dieu ", mais le coeur de Pharaon s' endurcit et il ne les écouta pas, comme l' avait prédit Yahvé.