<-
->

Eks 9:12 And the Lord hardened the heart of Pharaoh, and he hearkened not unto them; as the Lord had spoken unto Moses. Nefa Jehovah dia nanamafy ny fon' i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy. Nohamafisin' ny Tompo anefa ny fon' i Faraona ka tsy nihaino an' i Moizy sy Aarona Faraona, araka ny efa voalazan' ny Tompo tamin' i Moizy. Yahvé endurcit le coeur de Pharaon et il ne les écouta pas, comme l' avait prédit Yahvé à Moïse.