<-
->

Eks 9:13 And the Lord said unto Moses, Rise up early in the morning, and stand before Pharaoh, and say unto him, Thus saith the Lord God of the Hebrews, Let my people go, that they may serve me. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mifohaza maraina koa ianao dia mitsangana eo anatrehan' i Farao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mifohaza maraina koa hianao ka tongava any amin' i Faraona, dia lazao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitry ny Hebrio: Alefao handeha hanompo ahy ny vahoakako. Yahvé dit à Moïse : " Lève-toi de bon matin et tiens-toi devant Pharaon. Tu lui diras : Ainsi parle Yahvé, le Dieu des Hébreux : "Laisse partir mon peuple, qu' il me serve. "