<-
->

Eks 9:18 Behold, to morrow about this time I will cause it to rain a very grievous hail, such as hath not been in Egypt since the foundation thereof even until now. Indro, rahampitso toy izao dia hampilatsaka havandra be dia be Aho, izay tsy mbola nisy toy izany teto Egypta hatramin' ny andro nisiany mponina ka mandraka ankehitriny. Ary indro rahampitso toy izao dia handatsaka havandra be dia be aho, ka tsy mbola nisy toy izany teto Ejipta hatrizay naha-Ejipta an' i Ejipta, ka mandrak' ankehitriny. Eh bien demain, à pareille heure, je ferai tomber une grêle très forte, comme il n' y en a jamais eu en Égypte depuis le jour de sa fondation jusqu'à maintenant.