<-
->

Eks 9:25 And the hail smote throughout all the land of Egypt all that was in the field, both man and beast; and the hail smote every herb of the field, and brake every tree of the field. Ary ny havandra namely izay rehetra tany an-tsaha, na olona na biby fiompy, eran' ny tany Egypta rehetra; ny anana rehetra tany an-tsaha dia nasian' ny havandra koa, ary ny hazo rehetra tany an-tsaha notapatapahiny. Nasian' ny havandra avokoa izay rehetra tany an-tsaha tamin' i Ejipta manontolo na olona na biby. Nasian' ny havandra koa ny ahitra rehetra tany an-tsaha, ary nopotehiny ny hazo rehetra tany an-tsaha. La grêle frappa, dans tout le pays d'Égypte, tout ce qui était dans les champs, hommes et bêtes. La grêle frappa toutes les herbes des champs et brisa tous les arbres des champs.