<-
->

1M 11:20 Tamin' izany andro izany, novorin' i Jonatasa ny olona teo amin' i Jodea haka ny trano mimandan' i Jerosalema ary nanangana milina fiadiana betsaka izy, hamelezana azy. En ces jours-là, Jonathan réunit ceux de la Judée pour attaquer la Citadelle qui est à Jérusalem et ils dressèrent contre elle de nombreuses machines.