<-
->

1M 11:28 Nangataka tamin' ny mpanjaka Jonatasa hanafaka an' i Jodea sy ireo faritany telo amin' i Samaria, amin' ny hetra rehetra, dia hanome talenta telon-jato izy ho valin' izany. Jonathan demanda au roi d' exempter d' impôts la Judée, ainsi que les trois toparchies de la Samaritide, lui promettant en retour 300 talents.