<-
->

1M 11:51 Sady dia napetrany tokoa ny fiadiany, fa ny fihavanana no nataony. Nahazo voninahitra lehibe teo anatrehan' ny mpanjaka sy teo anatrehan' izay rehetra tao anatin' ny fanjakany ny Jody ary niverina ho any Jerosalema nitondra babo betsaka izy ireo. Ils jetèrent leurs armes et firent la paix. Les Juifs furent couverts de gloire en présence du roi et devant tous ceux qui font partie de son royaume. S'étant fait un nom dans ses états, ils revinrent à Jérusalem chargés d' un riche butin.