<-
->

1M 16:6 Niorin-toby teo an-tandrifin' izy ireo Joany sy ny tariny. Hitany fa matahotra ny hita ny ranon-driaka ny miaramilany, ak dia izy no nita voalohany; nony nahita izany ireto mpiantafiny, dia nita nanaraka azy. Jean prit position en face des ennemis, lui et sa troupe, et, voyant que la troupe craignait de traverser le torrent, il passa le premier. A cette vue, ses hommes à leur tour passèrent après lui.