<-
->

1M 5:45 Nangonin' i Jodasa tamin' izay ny Israelita rehetra tany Galaada, hatramin' ny kely indrindra, ka hatramin' ny lehibe indrindra, mbamin' ny vady aman-janany sy ny ananany, izay zavon-tany, hoentiny ho any amin' ny tanin' i Jodà. Judas rassembla tous les Israélites qui étaient en Galaaditide, depuis le plus petit jusqu' au plus grand, avec leurs femmes, leurs enfants et leurs bagages, une troupe immense en route vers le pays de Juda.