<-
->

1M 5:53 Nijanona tany amin' ny vody làlana Jodasa nampandroso ny mpitaredretra hahatratra ny namany, namporisika ny vahoaka teny an-dalana rehetra teny, mandra-pahatongany any amin' ny tanin' i Jodà. Judas s' employait à rallier les traînards et à encourager le peuple tout le long de la route jusqu'à son arrivée au pays de Judas.