<-
->

1M 5:68 Rahefa izany, nizotra ho any Azota tamin' ny Filistina Jodasa, noravany ny otelin' ireny, nodorany ny sarin-tsampy voasokitr' ireny, ary nony efa nobaboiny ny tanànany, dia niverina ho amin' ny tanin' i Jodà izy. Judas se dirigea ensuite sur Azôtos, district des Philistins, renversa leurs autels, livra au feu les images taillées de leurs dieux, y soumit les villes à un pillage en règle et revint au pays de Juda.