<-
->

1M 7:10 Nony nandeha izy ireo, ka tonga tany amin' ny tanin' i Jodà nitondra tafika lehibe, dia nandefa iraka nitondra tenim-pihavanana ho any amin' i Jodasa mbamin' ireo rahalahiny hamitahana azy. S'étant mis en route, ils vinrent avec une nombreuse armée au pays de Juda. Ils envoyèrent à Judas et à ses frères des messagers porteurs de propositions pacifiques mais trompeuses.