<-
->

1M 7:19 Niala tao Jerosalema Bakidesa dia nandeha nitoby teo Bezeta, nasainy nosamborina ny maro tamin' ireo nisindaka tsy hiandany aminy intsony, mbamin' ny sasantsasany tamin' ny vahoaka, dia novonoiny ary navariny tao amin' ilay lava-drano lehibe ny fatin' izy ireo. Bacchidès partit de Jérusalem et vint camper à Bethzeth, d' où il envoya arrêter nombre de personnages qui avaient passé de son côté avec quelques-uns du peuple; il les égorgea et les jeta dans le grand puits.