<-
->

1M 7:46 Ny olona avy amin' ny tanàna manodidina rehetra tany Jodea nivoaka nanarona ny Siriana, dia niverina nifanehatra izy samy izy, ka lavon-tsabatra avokoa tsy nisy afa-nandositra, na dia iray aza. De tous les villages judéens à la ronde on sortait pour encercler les fuyards qui se retournaient les uns sur les autres. Tous tombèrent par l'épée et pas un seul n' en réchappa.