<-
->

1M 7:5 Tamin' izany, nirohotra nankao aminy avokoa ny olona tsy marina sy mpankahala ny fivavahana tamin' Israely, notarihin' i Alsima, izay naniry ho mpisorona lehibe. Alors tous les hommes d' Israël sans loi ni piété vinrent le trouver, conduits par Alkime, qui voulait exercer la charge de grand prêtre.