<-
->

1M 9:35 Nirahin' i Jonatasa Joany rahalahiny noho izy mpifehy ny vahoaka, ho any amin' ny Nabateana sakaizany, hiangavy aminy mba havelany hapetraka any aminy ny entany, izay be tokoa. Jonathan envoya son frère qui commandait à la troupe demander à ses amis les Nabatéens de mettre en dépôt chez eux ses bagages qui étaient considérables.