<-
->

1M 9:36 Kanjo nivoaka avy ao Medaba, ny taranak' i Jambri, ka nisambotra an' i Joany mbamin' ny entany rehetra dia nandeha, nitondra izany babo rehetra izany. Mais les fils de Amraï, ceux de Médaba, sortirent, s' emparèrent de Jean et de tout ce qu' il avait et partirent avec leur butin.