<-
->

1M 9:37 Andro vitsivitsy taty aorian' izany, dia nisy tonga nilaza tamin' i Jonatasa sy Simona rahalahiny, fa hoe: manao fampakaram-bady malaza ny taranak' i Jambri, ka avy any Nadabata no avoaka amim-boninahitra lehibe razazavavy, izay zanaky ny andrian-dahy lehibe anankiray, avy any Kanaana. Après ces événements, on annonça à Jonathan et à Simon, son frère, que les fils de Amraï célébraient une grande noce et amenaient en grande pompe depuis Nabatha la fiancée, fille d' un des grands personnages de Canaan.