<-
->

1M 9:54 Tamin' ny taona fahatelo amby dimampolo amby zato, tamin' ny volana faharoa, nodidian' i Alsima hazera ny rindrin' ny kianja anatiny ao amin' ny fitoerana masina, ka nandrava ny asa nataon' ny mpaminany izy tamin' izany, ary efa nanomboka nanjera sahady. Et en l' année 153, au deuxième mois, Alkime ordonna d' abattre le mur de la cour intérieure du sanctuaire; il détruisit les travaux des prophètes, il commença à démolir.