<-
->

1M 9:60 Ka niainga Bakidesa nitondra tafika lehibe, sady nandefa taratasy mangingina izy, ho any amin' ireo rehetra mpiandany aminy any Jodea mba hisamboran' ireo an' i Jonatasa sy ny namany; kanjo tsy nahavoa ireo, fa fantatr' ireto ny heviny. Bacchidès se mit en route avec une forte armée et écrivit en secret à tous ses alliés de Judée pour leur demander de se saisir de Jonathan et de ses compagnons, mais ils ne le purent, leur dessein ayant été éventé.