<-
->

2M 10:13 Kanjo izany indrindra no niampangan' ireo sakaizan' ny mpanjaka azy teo anatrehan' i Epatora, sady isak' izao misy zavatra kely izao, reny antsoina hoe mpamadika ihany izy, noho izy nandao an' i Sipra izay napetrak' i Filometora taminy sy niandany tamin' i Antiokosa Epifana, ka tsy nanana afa-tsy fiandrianana tsy misy hajany intsony, dia nanary toky izy, ka namono tena tamin' ny poizina. Accusé en conséquence par les amis du roi auprès d' Eupator, il s' entendait, en toute occasion, appeler traître, pour avoir abandonné Chypre que lui avait confié Philométor, avoir passé du côté d' Antiochus Epiphane et n' avoir pas fait honneur à la dignité de sa charge : il quitta l' existence en s' empoisonnant.