<-
->

2M 11:17 Lisiasa manoratra ho an' ny Jody: Arahaba! Voatolotr' i Joany sy Absaloma izay nirahinareo ho atý amiko ny fanekena nosoniavinareo ka dia nangataka izy ireo ny hanatanterahana ny zavatra ao amin' ny fanekena. Jean et Absalom, vos émissaires, m' ayant remis l' acte transcrit ci-dessous, m' ont prié de ratifier les choses qu' il contenait.