<-
->

2M 14:3 Nisy anankiray izay atao hoe Alsima izay efa tonga mpisorona lehibe teo aloha, saingy nandoto tena an-tsitra-po, tamin' ny andron' ny fikorontanana, ka nahalala fa tsy misy azony anatonana ny otely masina intsony, Un certain Alkime, précédemment devenu grand prêtre, mais qui s'était volontairement souillé au temps de la révolte, comprenant qu' il n' y avait pour lui de salut en aucune façon, ni désormais d' accès possible au saint autel,