<-
->

2M 4:11 Nofoanany ny fanafahana nomen' ny mpanjaka nentin' ny halemem-panahy ho an' ny Jody, noho ny nataon' i Joany, zanak' i Eopolema, izay nalefa ho ambasadaoro hanao fanekem-pihavanana sy fisakaizana amin' ny Romana; dia noravany ny sata ara-dalàna, fa ny fomba manohitra ny lalàna no naoriny. Il supprima les franchises que les rois, par philanthropie, avaient accordées aux Juifs grâce à l' entremise de Jean, père de cet Eupolème qui sera envoyé en ambassade pour conclure un traité d' amitié et d' alliance avec les Romains; détruisant les institutions légitimes, Jason inaugura des usages contraires à la Loi.