<-
->

2M 4:19 dia nandefa mpizaha, isam-bahoakan' i Antiokia, avy ao Jerosalema, Jasona olo-meloka, nampitondrainy drakma volafotsy telon-jato, hanaovan-tsorona amin' i Herkola: ireo nitondra azy mihitsy no nangataka mba tsy hanaovan-tsorona, izay tsy fanao, izany vola izany, fa hoenti-manentsina ny lany amin' ny zavatra hafa. l' abject Jason envoya des ambassadeurs, à titre d' Antiochéens de Jérusalem, portant avec eux 300 drachmes d' argent pour le sacrifice à Héraclès. Mais ceux-là mêmes qui les portaient jugèrent qu' il ne convenait pas de les affecter au sacrifice et qu' elles seraient réservées à une autre dépense.