<-
->

2M 4:9 Nampanantena koa izy, ny hanao fanekena an-tsoratra fa hanome talenta dimampolo amby zato koa indray, raha homena làlana izy mba hanorina trano fampianarana asa fampahatanjahan-tena, hisy fitoerana voatokana ho an' ny zatovolahy, miankina amin' ny fahefany ihany sy voalahatra araka ny heviny, ary handatsaka ny mponina ao Jerosalema ho isam-bahoakan' i Antiokosa. Il s' engageait en outre à payer 150 autres talents si le roi lui donnait pouvoir d'établir un gymnase et une éphébie et de dresser la liste des Antiochéens de Jérusalem.