<-
->

2M 6:18 Eleazara iray amin' ireo mpampiana-dalàna ambony, izay lehilahy efa nandroso taona, sy niendrik' andriana indrindra, dia nosokafana an-keriny ny vavany noterena hihinan-kenan-kisoa. Eléazar, un des premiers docteurs de la Loi, homme déjà avancé en âge et du plus noble extérieur, était contraint, tandis qu' on lui ouvrait la bouche de force, de manger de la chair de porc.