<-
->

Job / Jb 42:15 And in all the land were no women found so fair as the daughters of Job: and their father gave them inheritance among their brethren. Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin' i Joba hita tany amin' ny tany rehetra, ary niara-nomen-drainy lova tamin' ny anadahiny izy. Tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ireo zanakavavin' i Joba ireo tamin' ny tany rehetra; nomen-drainy anjara lova eo amin' ireo anadahiny izy. Dans tout le pays on ne trouvait pas d' aussi belles femmes que les filles de Job. Et leur père leur donna une part d' héritage en compagnie de leurs frères.