<-
->

Job / Jb 42:9 So Eliphaz the Temanite and Bildad the Shuhite and Zophar the Naamathite went, and did according as the Lord commanded them: the Lord also accepted Job. Dia nandeha Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah azy; ary Jehovah dia nankasitraka an' i Joba. Dia nandeha Elifaza avy any Temana sy Baldada avy any Sohe ary Sofara avy any Naamana, nanao araka izay voalazan' ny Tompo taminy, ka nankasitrahan' ny Tompo ny fivavahan' i Joba. Eliphaz de Témân, Bildad de Shuah, Cophar de Naamat s' en furent exécuter l' ordre de Yahvé. Et Yahvé eut égard à Job.