<-
->

Job / Jb 25:1 Then answered Bildad the Shuhite, and said, Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe. Dia niteny Baldada avy any Sohe, ka nanao hoe: Bildad de Shuah prit la parole et dit :
Job / Jb 25:2 Dominion and fear are with him, he maketh peace in his high places. Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin' ny avo Izy. Azy ny fanapahana sy fampatahorana, fiadanana no ampanjakainy any amin' ny fonenany avo. C' est un souverain redoutable, Celui qui fait régner la paix dans ses hauteurs.
Job / Jb 25:3 Is there any number of his armies? and upon whom doth not his light arise? Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan' iza no tsy ihoaran' ny Azy? Azo isaina va ny miaramilany? Ary zovy no tsy iposahan' ny fahazavany? Peut-on dénombrer ses troupes ? Contre qui ne surgit pas son éclair ?
Job / Jb 25:4 How then can man be justified with God? or how can he be clean that is born of a woman? Ary aiza no hahamarina ny zanak' olombelona eo anatrehan' Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy? Ahoana no hahamarina ny olombelona eo anatrehan' Andriamanitra? Ahoana no hahadio izay tera-behivavy? Et l' homme se croirait juste devant Dieu, il serait pur, l' enfant de la femme ?
Job / Jb 25:5 Behold even to the moon, and it shineth not; yea, the stars are not pure in his sight. Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony; Ny volana aza, latsa-pahazavana, ny kintana aza, tsy madio eo imasony! La lune même est sans éclat, les étoiles ne sont pas pures à ses yeux.
Job / Jb 25:6 How much less man, that is a worm? and the son of man, which is a worm? Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak' olombelona, izay olitra. Ka mainka izay olombelona kankana foana, sy izay zanak' olombelona olitra tsy manjary! Combien moins l' homme, cette vermine, un fils d' homme, ce vermisseau ?

<-
->