<-
->

Job / Jb 9:1 Then Job answered and said, Dia namaly Joba ka nanao hoe: Dia niteny Joba ka nanao hoe: Job prit la parole et dit :
Job / Jb 9:2 I know it is so of a truth: but how should man be just with God? Fantatro tokoa fa izany no izy; Fa aiza no hahamarina ny zanak' olombelona eo anatrehan' Andriamanitra? Fantatro tsara fa izany tokoa no izy: Ahoana no hahamarina ny olombelona mifandahatra amin' Andriamanitra? En vérité, je sais bien qu' il en est ainsi : l' homme pourrait-il se justifier devant Dieu ?
Job / Jb 9:3 If he will contend with him, he cannot answer him one of a thousand. Raha te-hifandahatra aminy izy,dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin' ny arivo aza. Fa raha mitady hifamaly aminy izy, dia tsy hahavaly azy, na dia iray amin' ny arivo aza. A celui qui se plaît à discuter avec lui, il ne répond même pas une fois sur mille.
Job / Jb 9:4 He is wise in heart, and mighty in strength: who hath hardened himself against him, and hath prospered? Hendry am-po Izy sady matanjaka amin' ny hery; iza no nikiry nanohitra Azy ka tsy naninona? Fa hendry Andriamanitra ao am-pony, mahefa izy amin' ny heriny, Zovy moa no nanohitra azy, ka tsy naninon-tsy naninona? Parmi les plus sages et les plus robustes qui donc lui tiendrait tête impunément ?
Job / Jb 9:5 Which removeth the mountains, and they know not: which overturneth them in his anger. Izay mamindra tendrombohitra, nefa ireny tsy mahalala akory, izay mamadika azy amin' ny fahatezerany, Mamindra ny tendrombohitra izy, ka tsy fantatr' izy ireo, mandrodana ireny amin' ny hatezerany izy; Il déplace les montagnes à leur insu et les renverse dans sa colère.
Job / Jb 9:6 Which shaketh the earth out of her place, and the pillars thereof tremble. Ary mampihorohoro ny tany ho afaka amin' ny fitoerany, ka mihozongozona ny andriny; manifikifika ny tany amin' ny fanorenany izy, dia mihozongozona ny andriny. Il ébranle la terre de son site et fait vaciller ses colonnes.
Job / Jb 9:7 Which commandeth the sun, and it riseth not; and sealeth up the stars. Mandidy ny masoandro Izy, ka tsy miposaka iny, ary manisy tombo-kase manafina ny kintana; Mandidy ny masoandro izy, dia tsy miposaka io; asiany tombo-kase ny kintana. A sa défense, le soleil ne se lève pas, il met un sceau sur les étoiles.
Job / Jb 9:8 Which alone spreadeth out the heavens, and treadeth upon the waves of the sea. Sady Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina; Izy irery no mamelatra ny lanitra, mandia ny onjan-dranomasina. Lui seul a déployé les Cieux et foulé le dos de la Mer.
Job / Jb 9:9 Which maketh Arcturus, Orion, and Pleiades, and the chambers of the south. Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo, Izy no nahary ny Orsa, ny Telonohorefy, ny Kotokelimiadilaona, ary ny lafin' ny lanitra atsimo. Il a fait l' Ourse et Orion, les Pléiades et les Chambres du Sud.
Job / Jb 9:10 Which doeth great things past finding out; yea, and wonders without number. Ary manao zava-dehibe tsy takatry ny saina, eny, fahagagana tsy hita isa. Manao zava-dehibe tsy hay fantarina izy, dia zava-mahagaga tsy tambo isaina. Il est l' auteur d' oeuvres grandioses et insondables, de merveilles qu' on ne peut compter.
Job / Jb 9:11 Lo, he goeth by me, and I see him not: he passeth on also, but I perceive him not. Indro, mandalo ahy Izy, nefa tsy hitako; Ary mihelina Izy, nefa tsy fantatro. Indro fa mandalo eo akaikiko izy, tsy mahita azy aho, manalavitra indray izy, tsy mahatsikaritra azy aho. S' il passe sur moi, je ne le vois pas et il glisse imperceptible.
Job / Jb 9:12 Behold, he taketh away, who can hinder him? who will say unto him, What doest thou? Indro, mipaoka Izy, ka iza no mahasakana Azy? Iza no hanao aminy hoe: Inona no ataonao? Raha mipaoka remby izy, zovy no hahasakana izany? Zovy no hanao aminy hoe: Fa inona ity ataonao? S' il ravit une proie, qui l' en empêchera et qui osera lui dire : " Que fais-tu ? "
Job / Jb 9:13 If God will not withdraw his anger, the proud helpers do stoop under him. Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; Ny mpanampy an-dRahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny. Andriamanitra! Tsy misy mahaketraka ny hatezerany, na inona na inona, mitanondrika eo anoloany ireo maro mpisolanandrana. Dieu ne renonce pas à sa colère : sous lui restent prostrés les alliés de Rahab.
Job / Jb 9:14 How much less shall I answer him, and choose out my words to reason with him? Mainka fa izaho tsy mahavaly Azy, na mahafidy teny hifandaharako aminy; Ka izaho ve no hanonofy izay hamaly azy, ka hifantina izay teny hifandaharako aminy? Et moi, je voudrais me défendre, je choisirais mes arguments contre lui ?
Job / Jb 9:15 Whom, though I were righteous, yet would I not answer, but I would make supplication to my judge. Fa na dia marina aza aho, dia tsy hahavaly tsy akory; Hifona amin' Ilay manana ady amiko no hany heriko. Na hanana ny marina aza aho tsy hahavaly akory, ny hangataka ny famindram-pon' izy mpitsara ahy no hataoko. Même si je suis dans mon droit, je reste sans réponse; c' est mon juge qu' il faudrait supplier.
Job / Jb 9:16 If I had called, and he had answered me; yet would I not believe that he had hearkened unto my voice. Raha mba niantso aho, ka namaly ahy aza Izy, dia tsy ho nino aho fa hanaiky ny fitarainako Izy. Na ho nanaiky ny fitarainako aza izy, dia tsy hoheveriko ho nihaino ny feoko, Et si, sur mon appel, il daignait me répondre, je ne puis croire qu' il écouterait ma voix,
Job / Jb 9:17 For he breaketh me with a tempest, and multiplieth my wounds without cause. Fa manorotoro ahy amin' ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana. izy ilay manorotoro ahy toy ny ao amin' ny tadio, sy mampitombo ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana; lui, qui m'écrase pour un cheveu, qui multiplie sans raison mes blessures
Job / Jb 9:18 He will not suffer me to take my breath, but filleth me with bitterness. Sady tsy avelany haka aina akory aho, fa vokisany zava-mangidy. tsy avelany hahita hiainana akory aho, sady vokisany zava-mangidy. et ne me laisse même pas reprendre mon souffle, tant il me rassasie d' amertume!
Job / Jb 9:19 If I speak of strength, lo, he is strong: and if of judgment, who shall set me a time to plead? Raha ny amin' ny herin' ny mahery, dia: Indro ary! Ary ny amin' ny fitsarana: Iza no hifandahatra amiko? Raha ny hery no heverina, mahery izy; raha ny rariny indray, hoy izy: Iza no mitory ahy? Recourir à la force ? Il l' emporte en vigueur! Au tribunal ? Mais qui donc l' assignera ?
Job / Jb 9:20 If I justify myself, mine own mouth shall condemn me: if I say, I am perfect, it shall also prove me perverse. Na dia marina aza aho, dia hanameloka ahy ihany ny vavako; Ary na dia tsy manan-tsiny aza aho, dia hanao ahy ho meloka Izy. Na tsy manan-tsiny aza aho, hohelohin' ny vavako; fa na marina aza, dia holazainy ho diso. Si je me justifie, sa bouche peut me condamner; si je m' estime parfait, me déclarer pervers.
Job / Jb 9:21 Though I were perfect, yet would I not know my soul: I would despise my life. Marina aho, ataoko tsinontsinona ny aiko; Tsy ahoako izay ho velona. Tsy manan-tsiny, izany tokoa, aho, nefa tsy mifikitra amin' ny fiainana, ary enta-mavesatra ho ahy ny fahavelomako. Mais suis-je parfait ? Je ne le sais plus moi-même, et je rejette ma vie!
Job / Jb 9:22 This is one thing, therefore I said it, He destroyeth the perfect and the wicked. Tsy misy hafa aminy, ka izany no nanaovako hoe: Ny marina sy ny meloka dia samy aringany avokoa. Tsy mampaninona anefa izany; ka hoy aho hoe: Samy aringany ihany na ny marina na ny meloka. Car c' est tout un et j' ose dire : il fait périr de même l' homme intègre et le méchant.
Job / Jb 9:23 If the scourge slay suddenly, he will laugh at the trial of the innocent. Raha misy loza mahafaty tampoka, dia mihomehy ny fizahan-toetra ny marina Izy. Raha mba mahafaty amin' ny indray mamono ahay ny loza! Fa indrisy; ihomehezany ny fizahan-toetra ny marina. Quand un fléau mortel s' abat soudain, il se rit de la détresse des innocents.
Job / Jb 9:24 The earth is given into the hand of the wicked: he covereth the faces of the judges thereof; if not, where, and who is he? Ny tany efa voatolotra ho eo an-tànan' ny ratsy fanahy; Manarona ny tavan' ny mpitsara eo Izy; Raha tsy Izy no manao izany, dia iza, kosa ary? Voatolotra eo an-tanan' ny ratsy fanahy ny tany; saronan' Andriamanitra tava ny mpitsara eo. Satria iza indray moa no hanao izany raha tsy izy? Dans un pays livré au pouvoir d' un méchant, il met un voile sur la face des juges. Si ce n' est pas lui, qui donc alors ?
Job / Jb 9:25 Now my days are swifter than a post: they flee away, they see no good. Ny androko dia faingana noho ny tsimandoa; Lasa ireny ka tsy nahita soa akory. Faingana noho ny tsimandoa ny androko, lasa tsy mbola nahita ny fiadanana izy, Mes jours passent, plus rapides qu' un coureur, ils s' enfuient sans voir le bonheur.
Job / Jb 9:26 They are passed away as the swift ships: as the eagle that hasteth to the prey. Mihelina tahaka ny lakana faingam-pandeha izy, tahaka ny voromahery mipaoka hanina. mandalo toy ny lakan-jozoro izy, tahaka ny voromahery miantonta amin' ny rembiny. Ils glissent comme des nacelles de jonc, comme un aigle fond sur sa proie.
Job / Jb 9:27 If I say, I will forget my complaint, I will leave off my heaviness, and comfort myself: Raha hoy izaho: Hanadino ny alaheloko aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramirana, Raha mba manao hoe, aho: Aoka hohadinoiko ny fitarainako, sy hajanoko ny tarehiko malahelo fa hanao endrika miramirana; Si je décide d' oublier ma plainte, de changer de mine pour faire gai visage,
Job / Jb 9:28 I am afraid of all my sorrows, I know that thou wilt not hold me innocent. Dia mahatsiravina ahy ny fahoriako rehetra; Fantatro fa tsy hataonao ho tsy manan-tsiny aho. dia indro mangovitra aho, noho ny fijaliako rehetra, satria fantatro fa tsy hataonao ho tsy manan-tsiny aho. je redoute tous mes tourments, car, je le sais, tu ne me tiens pas pour innocent.
Job / Jb 9:29 If I be wicked, why then labour I in vain? Tsy maintsy hatao ho meloka ihany aho, koa nahoana aho no hanasa-tena foana? Ho voatsara ho meloka ihany, ka nahoana no hanasa-tena foana? Et si j' ai commis le mal, à quoi bon me fatiguer en vain ?
Job / Jb 9:30 If I wash myself with snow water, and make my hands never so clean; Na dia mandro amin' ny oram-panala aza aho ka manadio ny tanako amin' ny ranon-davenona, Na dia handro amin' ny oram-panala aza aho, ka hanadio ny tanako amin' ny ranon-davenona, Que je me lave avec de la saponaire, que je purifie mes mains à la soude ?
Job / Jb 9:31 Yet shalt thou plunge me in the ditch, and mine own clothes shall abhor me. Dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin' izay Hianao, ka hataon' ny fitafiako ho zava-betaveta aho. dia harobokao ao amin' ny fotaka kosa, ka hataon' ny fitafiako ho zava-betaveta aho. Tu me plonges alors dans l' ordure, et mes vêtements mêmes me prennent en horreur!
Job / Jb 9:32 For he is not a man, as I am, that I should answer him, and we should come together in judgment. Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin' ny fitsarana. Tsy olombelona toa ahy Andriamanitra, ka ho azoko valiana, mba hifanatrehanay eo amin' ny fitsarana. Car lui n' est pas, comme moi, un homme : impossible de lui répondre, de comparaître ensemble en justice.
Job / Jb 9:33 Neither is there any daysman betwixt us, that might lay his hand upon us both. Tsy misy mpanelanelana anay Hametraka ny tànany aminay roa tonta. Tsy misy mpanelanelana anay, hametraka ny tanany aminay roa tonta. Pas d' arbitre entre nous pour poser la main sur nous deux,
Job / Jb 9:34 Let him take his rod away from me, and let not his fear terrify me: Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy ny fampitahorany, Fa aoka hesoriny amiko ny tsora-kazo, aoka hitsahatra tsy hampivadi-po ahy ny fampitahorany; pour écarter de moi ses rigueurs, chasser l'épouvante de sa terreur!
Job / Jb 9:35 Then would I speak, and not fear him; but it is not so with me. Dia hiteny aho ka tsy hatahotra Azy; Fa fantatro fa tsy hatahotra foana aho. amin' izay aho dia hiteny tsy aman-tahotra azy, Fa raha tsy izany aho dia mba verivery saina. Je parlerai pourtant, sans le craindre, car je ne suis pas tel à mes yeux!

<-
->