<-
->

Sal 137:7 Remember, O Lord, the children of Edom in the day of Jerusalem; who said, Rase it, rase it, even to the foundation thereof. Jehovah ô, tsarovy amin' ny taranak' i Edoma Ny andron' i Jerosalema, Dia ireo izay nanao hoe: Ravao, ravao izy Hatramin' ny fanorenany. Tsarovy, ry Iaveh, ireo taranak' i Edoma, fony tamin' ny andron' i Jerosalema, dia hoy ireny: Ravao! ravao! izy, hatramin' ny fotony! Souviens-toi, Yahvé, contre les fils d' Edom, du Jour de Jérusalem, quand ils disaient : "A bas! Rasez jusqu' aux assises!"