<-
->

Sal 14:7 Oh that the salvation of Israel were come out of Zion! when the Lord bringeth back the captivity of his people, Jacob shall rejoice, and Israel shall be glad. Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin' i Jehovah avy amin' ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely. Endrey! Hivoaka avy any Siona anie ny famonjena an' Israely. Rahefa hampodin' ny Tompo ireo nentin-ko babo amin' ny vahoakany, dia ho faly Jakoba ary ho ravo Israely! Qui donnera de Sion le salut d' Israël? Lorsque Yahvé ramènera son peuple, allégresse à Jacob et joie pour Israël!