<-
->

Sal 79:3 Their blood have they shed like water round about Jerusalem; and there was none to bury them. Ny ràny naidiny manodidina an' i Jerosalema tahaka ny rano, ary tsy nisy handevina. Nataony nandriaka, hoatra ny rano, ny rany, manodidina an' i Jerosalema, sady tsy nisy olona handevina azy ireo akory! Ils ont versé le sang comme de l' eau alentour de Jérusalem, et pas un fossoyeur.