<- -> |
[King James Bible] The Proverbs |
[Baiboly 1865] Ohabolana |
[Baiboly Katolika] Ohabolana |
[Bible de Jérusalem] Les Proverbes |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
Oha / Oh 13:11 | Wealth gotten by vanity shall be diminished: but he that gathereth by labour shall increase. | Ny harena azoazo foana dia mihena lalandava; Fa izay mahavatra mitsimpona no mampitombo. | Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona; fa ny manangona azy tsikelikely no mampitombo azy. | Fortune hâtive va diminuant, qui amasse peu à peu s' enrichit. |