<-
->

Mtt / Koh 2:9 So I was great, and increased more than all that were before me in Jerusalem: also my wisdom remained with me. Dia efa nisandratra mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho; ary ny fahendreko anefa dia mbola tato amiko ihany. Dia tafasandratra aho, ary tafahoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema, ary na ny fahendreko aza, mbola nipetraka tato amiko ihany. Je me suis élevé et j' ai surpassé quiconque était avant moi à Jérusalem, et ma sagesse m' est restée.