<-
->

Si 45:23 Finea zanak' i Eleazara, no fahatelo amin' ny voninahitra, noho izy niseho ho mafana fo tamin' ny fahatahorana ny Tompo, ary raha ilay nivadika iny ny vahoaka, izy kosa nijoro tamin' ny herim-pony be voninahitra, sy nanao ny fanonerana ho an' Israely. Quant à Pinhas, fils d' Eléazar, il est le troisième en gloire, pour sa jalousie dans la crainte du Seigneur, pour avoir tenu ferme devant le peuple révolté avec un noble courage; c' est ainsi qu' il obtint le pardon d' Israël.