<-
->

Si 49:1 Ny fahatsiarovana an' i Josiasa dia zava-manitra, natao tamin' ny fofona manitra indrindra, namboarina tamin' ny fahaizan' ny mpamorona zava-manitra; mamy toy ny tantely ny fahatsiarovana azy, amin' ny vava rehetra, ary toy ny mozika eo amin' ny fanasana. Le souvenir de Josias est une mixture d' encens préparée par les soins du parfumeur; il est comme le miel doux à toutes les bouches, comme une musique au milieu d' un banquet.