<-
->

Si 49:4 Afa-tsy Davida sy Ezekiasa ary Josiasa, dia nanao ny ratsy avokoa ny hafa rehetra; nahafoy ny lalan' ny Avo Indrindra ny mpanjakan' i Joda, ka nizotra ho amin' ny fahaverezany. Hormis David, Ezéchias et Josias, tous multiplièrent les transgressions, ils abandonnèrent la loi du Très-Haut les rois de Juda disparurent.