<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 10:12 | Wherefore it shall come to pass, that when the |
Kanefa rehefa vitan' ny Tompo ny asany rehetra ao an-tendrombohitra Ziona sy Jerosalema, dia hovaliany kosa ny vokatry ny fiavonavonan' ny fon' ny mpanjakan' i Asyria sy ny reharehan' ny fiandranandran' ny masony; | Nefa izao no hitranga raha avy izay hahatanterahan' ny Tompo ny asany manontolo, amin' ny tendrombohitra Siona sy amin' i Jerosalema, dia hosavako ny vokatry ny fo be anjonanjon' ny mpanjakan' i Asiria, sy ny reharehan' ny masony miandranandrana. | Mais lorsque le Seigneur achèvera toute son oeuvre sur la montagne de |