<-
->

Isa / Iz 16:7 Therefore shall Moab howl for Moab, every one shall howl: for the foundations of Kirhareseth shall ye mourn; surely they are stricken. Ary noho izany dia ho indray midradradradra Moaba, eny, samy hidradradradra avokoa izy rehetra; Fa hitomany ny ampempam-boalobok' i Kira-haresa ianareo ka ho ory indrindra. Koa aoka Moaba hitomany an' i Moaba; aoka hidradradradra izy rehetra! Ny ampempam-boalobok' i Kira Hereseta, no aoka hitomanianareo, amim-pahareraham-po mafy. C' est pourquoi Moab se lamente sur Moab, tout entier il se lamente. Au sujet des gâteaux de raisin de Qir-Harésèt, vous gémissez, tout consternés.