<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 19:1 | The burden of |
Indro, Jehovah mitaingina rahona miriotra mafy ka mankany Egypta; Ary ny andriamani-tsi-izy any Egypta dia mangorohoro eo anatrehany, ary ny fon' i Egypta dia ketraka ao anatiny. | Faminaniana ny amin' i Ejipta. Indro Iaveh, mitaingin-drahona maivana miditra any Ejipta. Ka ny sampin' i Ejipta, mangovitra eo anatrehany, ary ny fon' i Ejipta mihonaka ao anatiny. | Oracle sur l' |