<-
->

Isa / Iz 19:11 Surely the princes of Zoan are fools, the counsel of the wise counsellors of Pharaoh is become brutish: how say ye unto Pharaoh, I am the son of the wise, the son of ancient kings? Efa adala mihitsy ny mpanapaka any Zoana; Hevi-poana no avoak' izay hendry indrindra amin' ny mpanolotsain' i Farao; Ahoana no ilazanareo amin' i Farao hoe: Zanak' olon-kendry aho sady taranak' ireo mpanjaka fahagola? Ny mpanapaka an' i Tanisy adala foana; ny an' ireo hendry amin' ny mpanolo-tsain' i Faraona dia hadalana no toroheviny. Ahoana no ahasahianareo milaza amin' i Faraona hoe: Zanak' olon-kendry aho, tanarak' andriana fahagola aho? Oui, insensés sont les princes de Çoân, les plus sages conseillers du pharaon forment un conseil stupide. Comment osez-vous dire à Pharaon : " Je suis fils des sages, fils des rois de jadis ? "