<-
->

Isa / Iz 19:22 And the Lord shall smite Egypt: he shall smite and heal it: and they shall return even to the Lord, and he shall be intreated of them, and shall heal them. Ary Jehovah hamely ny Egyptiana, eny, fa sady hamely Izy no hanasitrana; Dia hiverina ho any amin' i Jehovah ireo, ka hekeny ny fangatahany, ary hositraniny izy. Hikapoka an' i Ejipta Iaveh, sady hikapoka no hanasitrana! Hibebaka amin' ny Tompo izy ireo, ka hety hionona amin' ny fifonany izy, dia hanasitrana azy. Et si Yahvé frappe les Égyptiens, il frappera et guérira, ils se convertiront à Yahvé qui accueillera leurs demandes et les guérira.