<-
->

Isa / Iz 19:23 In that day shall there be a highway out of Egypt to Assyria, and the Assyrian shall come into Egypt, and the Egyptian into Assyria, and the Egyptians shall serve with the Assyrians. Amin' izany andro izany dia hisy lalambe avy any Egypta mankany Asyria, koa ny Asyriana dia hankany Egypta, ary ny Egyptiana kosa hankany Asyria, ary ny Egyptiana sy ny Asyriana hiara-mivavaka. Amin' izany andro izany hisy làlana avy any Ejipta mankany Asiria; ka ny Asiriana ho tonga ao Ejipta, ny Ejipsiana ho any Asiria, dia hanompo an' ny Tompo i Ejipta miaraka amin' i Asora. - Ce jour-là, il y aura un chemin allant d'Égypte à Assur. Assur viendra en Égypte et l'Égypte en Assur. L'Égypte servira avec Assur.