<-
->

Isa / Iz 2:5 O house of Jacob, come ye, and let us walk in the light of the Lord. Ry taranak' i Jakoba, Avia, ary aoka isika handeha amin' ny fahazavan' i Jehovah. Avia, ry taranak' i Jakoba, ka aoka handeha amin' ny fahazavan' ny Tompo isika. Maison de Jacob, allons, marchons à la lumière de Yahvé. L'éclat de la majesté de Yahvé.