<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 2:6 | Therefore thou hast forsaken thy people the house of |
Fa efa nanary ny taranak' i Jakoba olonao Hianao, Satria feno ny fanao avy any atsinanana izy Ary efa mpanandro tahaka ny Filistina Sady efa be zana-bahiny. | Fa efa nandao ny vahoakanao hianao, ry taranak' i Jakoba, satria efa feno tafahoatra hatry ny ela ny helony; manaraka ny fankatoavana toy ny Filistina izy, ary mifandray tànana amin' ny zanaky ny hafa firenena. | Oui, tu as rejeté ton peuple, la maison de |