<-
->

Isa / Iz 26:1 In that day shall this song be sung in the land of Judah; We have a strong city; salvation will God appoint for walls and bulwarks. Amin' izany andro izany dia hohiraina eto amin' ny tanin' ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren' i Jehovah ho manda sy fiarovana. Amin' izany andro izany hohiraina ao amin' ny tanin' i Jodà izao hira izao: Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. En ce jour-là, on chantera ce chant au pays de Juda : Nous avons une ville forte; pour nous protéger, il a mis mur et avant-mur.